Ny 25 jolay 2023 teo no nihaona tamin'ny  ivohon'ny Torkia any Madagasikara ny filohan'ny fikambanana MKDD. Ka vokatry ny fihaonana, nampanantena fa vonona ny hiara-miasa amin'ny fikambanana ny tenany.